" Je définis la culture ainsi : c'est tout ce que les hommes ont imaginé pour façonner le monde, pour s'accommoder du monde
et pour le rendre digne. "
- Aimé Césaire -
" Tsy natao hatsora volo, tsy azo avela ho bobongolo
raha mbola misy tebiteby sy ahiahy manelontselona
ny fiainan'ny vahoaka sy ny zon'ny olombelona.
Asa izany sady Ngeza ! Ka soraty ! Mahereza ! "
- Rado -